Lenine ve io sa Yourri Andropov? ary iza koa r'ireto lay inscrit farany ao hoe Noony?
Vous n'êtes pas connecté. Connectez-vous ou enregistrez-vous
Iza ndray io SOVIETIKA io?
2
Re: Iza ndray io SOVIETIKA io? le Ven 29 Juil - 21:58
Efa nasoriko ilay Noony, dé efa nesoriko ilay teny rosiana be io!! tena matsravina mitsy reny fa mpitsikilo ngamba!
3
Re: Iza ndray io SOVIETIKA io? le Sam 30 Juil - 17:05
J'ai vu le noony fa tsy nanampotoana niditra aho dia tsy hitako ilay teny rosianina.
herureusement que l'administarteur veille .... merci Iletsaky et bon week end à tous.
Izaho niheritreritra hoe zafikely tsy fantatro ilay izy dia tsy rotitra aho, angamba ary anatiny amin'ny news n'ny havana asiana arbre généalogique kely mba ahitana hoe iza avy no anaran'i zanaky voara etc ... zafikelin'ni zoky ect ... mba ahafantarany ny bitika rô.

4
Re: Iza ndray io SOVIETIKA io? le Sam 30 Juil - 20:53
bedez a écrit:....angamba ary anatiny amin'ny news n'ny havana asiana arbre généalogique kely mba ahitana hoe iza avy no anaran'i zanaky voara etc ... zafikelin'ni zoky ect ... mba ahafantarany ny bitika rô.
marina izany léaza!! hihi

5
Re: Iza ndray io SOVIETIKA io? le Lun 1 Aoû - 18:49
Ny fahitako ireo karazan'olona telo miditra omaly sy androany reo ndray dia irony piraty rony' toa en tant qu'invité no itsofoany ato. Tia tsiritsirika e

6
Re: Iza ndray io SOVIETIKA io? le Mar 2 Aoû - 14:05
letsaky à! mbola misy invité bizare be ndray io an!
7
Re: Iza ndray io SOVIETIKA io? le Mar 2 Aoû - 14:19
efa nasoriko fa mety hiverina eo indray zao izy ku!!!
asoriko foana iny ravô tongatonga eo!
asoriko foana iny ravô tongatonga eo!

8
Re: Iza ndray io SOVIETIKA io? le Lun 18 Fév - 3:04
Thérèse a écrit: Lenine ve io sa Yourri Andropov? ary iza koa r'ireto lay inscrit farany ao hoe Noony?

9
Re: Iza ndray io SOVIETIKA io? le Mer 20 Fév - 23:33
ka le anarana t@io fotoana io tena sovietika be mitsy! hahaha, vladimir, petrovski, bledseilitch, skatrichmda
ah ah aha, zany ve le teny rosiana kle, hihi...mimémé irery zah
ah ah aha, zany ve le teny rosiana kle, hihi...mimémé irery zah

Sujets similaires
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum