Isika rehetra efa enregistré moa zany dia ny iray amny prénom-ntsika ny nom d'utilisateur,dia tena tsara satria mifankahalala isika mianakavy.
Ka izay mbola hihiditra rehetra dia aleo izay foana (ny prénom ahafantaran'ny rehetra no ampiasaina),mba hisorohana ny olon-tsy fantatra mi s'inscrire sy te-hamaky fotsiny ny fiainantsika sy ny fifandraisantsika ato.